<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>M. Weisse</author>
<hymn_number>222</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Ry Lela afo masina
 Nilatsaka fahiny
 Tan-dohan'ny mpianatra
 Sy tao anaty fony,
 Miandry fatratra Anao
 Izahay mivory eto izao :
 Avia ry Fanahy !
 Avia, ry Jesosy ô !
 Atreho ny mpianatrao
 Ho velona am-panahy.</lyrics>
<title>Ry Lela afo Masina FFPM222</title>
</song>